|
|
|
|

Entrée1 mamoafady
Mots élémentaires  2mamoa, 3fady
Partie du discours  4 verbe actif
Explications en malgache  5enti-milaza zavatra mahamenatra loatra.
6Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo. [1.1]
Explications en anglais  [mamoa fady] 7to transgress taboo, to disgrace oneself. [1.7]
Explications en français  8déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens). [1.3#840]
[mamoa fady] 9violer les tabous, se déshonorer. [1.8]
Exemples  10 Ary manaraka izany, ariantsika ny zava-bahiny mamoafady. [2.445#]
11 Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana [2.472]
12 misy mitantara na milaza zavatra mamoafady tsotra izao [2.313#]
Morphologie 
13 Présent :
14 Passé :
15 Futur :
16 Impératif :
Synonymes  17mahavoafady

Mis à jour le 2025/09/12